|
|
|
|

Teny iditra1  zokinjokiny
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Ohatra  3  Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana. [2.472]
4  zokinjokiny ihany indray anefa no fitazana an-Ingahy Ravokatra, amin' izato endriny efa nolazoin' ny taona maro sy ny fihetsiny ntaolontaolo, firesany mametrapetraka singantsingan' ohabolana sy fanoharana. [2.470]
5  Ary raha nandre izany izy, dia nivoaka tsirairay hatramin'ny zokinjokiny ka hatramin'ny zandrinjandriny; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29