Entrée zazalava (zaza, lava)
Partie du discours locution
Définition malgache zanaky ny mpiray tampo izay nifanarahan' ny ray aman-dreniny fa hanana anjara mitovy amin' ny lova izay tonga hiombonana amin' izay fotoana izay [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31