|
|
|
|

Entrée1  zazahova
Mots élémentaires  2  zaza, 3  hova
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo [1.1]
Exemples  6  Mangataka arahaba, toa zazahova. [2.69#]
7  Raha zazahova izy taloha ka andriana ny razany dia miverina amin' ny fiandrianany izy. [2.508#]
Vocabulaire  8  Sociologie
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  10 vazahazo, 11 zazahova

Mis à jour le 2025/10/11