Entrée zaza ampy mihira
Mots élémentaires zaza ; ampy mihira
Partie du discours locution
Explications en malgache (ny hevitry ny mihira eto dia milalao) : ny zaza roa voalohany izay hateraky ny zazavavy avoaka hampakarina, ka iadian' ny ray aman-dreniny varotra ho azy; koa amin' ny kabarim-panambadiana dia tafiditra ao amin' ny tenin' ny mpamoaka ny hoe : "Ary ny zaza ampy mihira dia anay" [1.10]
 Zaza efa voafandriky ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy [1.1]
Explications en anglais The first two children of a daughter claimed by her father as his own, and who are not to be considered the children of her husband [1.2]
Explications en français Se dit des enfants réservés par les parents de l'épouse future mère [1.3]
Exemples Koa raha avy izay anomezan’ Andriamanitra azy zaza, raha sitrapony, ny zaza ampy mihira, tompoko, dia anay, arak’ izay nentin-drazana, ka tsy maintsy lazaina aminareo [2.346]

Mis à jour le 2023/11/20