|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zavatsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fitokanana [Taimoro] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  5 zavatra

Teny iditra (2/2)6  zava-tsy
Singan-teny  7 zavatra, 8 tsy
Sokajin-teny  9  Tsy lazaina (teny sasany)
Ohatra  10  Mandinika zava-tsy misy eo anoloany [2.643#165]
11  Misakana ny teny tsy ho tanteraka ny zava-tsy fantatra [2.245#54]
12  Ny hisambotra mbola hanahirana : sady tsy hahazo no zava-tsy hay [2.5#106]

Fivaditsoratra  13 tsivaza, zavatsy, zava-tsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21