|
|
|
|

Entrée1  fitokanana (tokana)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fipetrahana na fivelomana irery tsy mikambana amin' ny hafa: Angamba mahafinaritra anao ny fitokanana atỳ antany efitra atỳ, fa raha sanatria marary kosa ianao, dia ho sahirana
4  Fankalazana zavatra vaovao iray ampahibemaso alohan' ny hampiasana azy: Amin' ny alahady izao ny fitokanana ny fiangonanay any ambanivohitra. [1.1]
Explications en anglais  5  isolation; a being apart; an act of consecration or dedication: [1.7]
Explications en français  6  isolement, séparation ; acte de consécration ; cf. fanokanana [1.8]
Exemples  7  tsy dia ny fitokanana ny trano fiangonana ao an-tanin drazana hiany no nahatongavako; [2.59#]
8  Amin' ny trano kely toy izany, tsy misy loatra ny tena fitokanana, ka izay natao saika nifankahitana avokoa. [2.472#]
Mots composés 

Anagrammes  10  fikatonana, fikotanana, fitakonana, fitokanana, tafaonkina

Mis à jour le 2023/08/24