|
|
|
|

Teny iditra1  zavakanto
Singan-teny  2 zavatra, 3 kanto
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [zava-kanto] 6 works of art [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [zava-kanto] 7 objet d'art [1.8]
8 art [1.5.fr#165]
9 arts [1.13.fr#233]
Ohatra  10  noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra. [2.528]
11  Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany. [2.606]
Sary 

Fivaditsoratra  12 vatankazo, zavakanto

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12