Entrée | 1 kanto |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
10 [1.10#K.75] tena fatratra amin' ny hatsarana na ny tarehy, na ny bika, na ny fahaizana, na ny fahalalana (amin' ny zavatra tsara mandrakariva no ampiasana ity teny hoe kanto) 11 [1.1] Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto. |
Explications en anglais |
12 [1.7] well done, attractive |
Explications en français |
13 [1.3, 1.5.fr#165] magnifique 14 [1.3] habile, étonnant, extraordinaire, surprenant 15 [1.8] bien travaillé, admirable 16 [1.5, 1.13.fr#109] beau 17 [1.13.fr#109] agréable, splendide |
Exemples |
18 [2.131] Hono ry Iketaka ambony vavahady inona no kanto maizina indrindra? 19 [2.296] Ny hantahantam-pihavanana: fifamalifaliana kanto! 20 [2.285] Mpanompo kanto izy, hoy ilay fitene-nana efa mahazatra. 21 [2.245] Manindrahindra soa amin' ny vava miteny mahay miteny kanto. 22 [2.470] Tanàna kely vao niorina, misy trano kanto sy voavoly voninkazo mahafinaritra no mahavariana ny masony. |
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot kanto |
Anagrammes | 24 antok, kanto, tokan |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |