|
|
|
|

Teny iditra1  zareo
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny ankilany, ireo amin' ny ankilany: Ry zareo ao avaratra [1.1]
Ohatra  4  Saingy tsy nisy niangona ry zareo: [2.470]
5  Nasehon-dry zareo ahy ny sakay milona efa ho telo taona. [2.471]
6  Dia nentin-dry zareo i Vao, hofotorana, hono. [2.472]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  8 arezo, zareo, 9 zerao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12