|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zaodahy |
| Singan-teny | 2zaotra, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a brother-in-law.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6beau-frère.
[1.54, 1.8] 7bon ami. [1.8] |
| Ohatra |
8 Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady.
[2.293#]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Fifandraisana: fianakaviana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|