Entrée zanapeo
Mots élémentaires zana- (zanaka) ; feo
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...) [1.1]
Explications en français Voyelle [1.66]
Exemples Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo. [1.519]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/12/05