Entrée | 1 feo |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Vocabulaire |
6 Son |
Explications en malgache |
7 Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina 8 (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany) [1.1] |
Explications en anglais |
9 the voice, a sound, a report. [Ar. fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb. peh, mouth. Comp. Gr. phemi, phasko, and Lat. fari.] [1.2] 10 the voice 11 a sound [1.7] |
Explications en français |
12 voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent) 13 figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande) [1.3] 14 la voix 15 un son [1.8] |
Exemples |
16 hoy ny feo henon-dRivo namaly azy. [2.529#153] 17 Maharenina, hoy ny feo avon' Idada. [2.332#117] 18 henoko feo, Dia feo mahatahotra, feo makadiry! [1.267#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 34 Proverbes contenant le mot feo |
Anagrammes | 35 efo, feo, foe |
Mis à jour le 2023/04/24 |