|
|
|
|

Teny iditra1  zanakandriana
Singan-teny  2 zanaka, 3 andriana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 the near relatives of the sovereign. [1.2]
Ohatra  6  Araka ny tantaran'ny Ntaolo dia Ravelonandro, zanakandriana antaimoro no nanorim-panjakana tany Tsienimparihy. [2.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12