Entrée zanahary
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explications en anglais God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.) [1.2]
 a god, a superior being; something great or prodigious
¶ Zanahàry: God [1.7]
Explications en français créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse
¶ Zanahàry: Dieu [1.8]
Vocabulaire 
Analogues  Andriamanitra
Citations 

Anagrammes hazarina

Mis à jour le 2020/07/31