|
|
|
|

Teny iditra 1  vovobony
Singan-teny  2 vovoka, 3 vony
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 vovoka malemy eo amin'ny lahimbony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 pollen [1.13]
Ohatra  7  Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka. [2.470#]
Voambolana  8  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Mpanahaka  9  stigmaty#mg.n+stigmaty
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how vovobony

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20