|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 votsa saina |
| Singan-teny | 2 votsa, 3 saina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 dull-witted
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement
[1.3] 8 bête, stupide [1.8] |
| Ohatra |
9 Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina.
[2.558]
|
| Tovy hevitra | 10 donto saina |
| Tohi-kevitra | 11 malady saina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|