|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 votry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 antonta; tranombitsika
[Tanosy]
[1.78] 4 Tranom-bitsika izay miendrika dongon-tany kely etỳ ivelany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 termites; a termite mound
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 termites; nid de termites
[1.8] 7 termite, termitière [1.13] |
| Voambolana | 8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Mpanahaka | 10 vitsikazo |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 12 trovy, 13 vitro, votry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|