Entrée vitsikazo (vitsika, hazo)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bibikely ohatra ny vitsika fa tsy iray karazana aminy velively, mikiky ny hazo amin' ny trano na ny fanaka [Rajemisa 1985]
Définition française termite [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Analogues  votry

2013/08/01