|
|
|
|

Teny iditra1  vorombola
Singan-teny  2 vorona, 3 vola
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vorona iray fianakaviam-be amin' ny akoho sy ny vorontsiloza, misy volony marevaka, indrindra ny lahy, izay manan-drambo mahazo misandrahaka ka mivelatra toy ny kodiarana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 peacock [4.22]
7 paon [1.54, 4.22]
Voambolana  8  Haibiby: vorona
Lahatsoratra  9 Randzavola: vorombola ao amin' ny Baiboly
Sary 

Fivaditsoratra  10 rombovola, vorombola

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12