Entrée | 1 vorombe sima |
Mots élémentaires | 2 vorona, 3 be, 4 sima |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 enti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. (Tapak' ohabolana ihany io fa ny ohabolana feno dia hoe: "Kapakapa vorombe rima, mijere tena vao manenitra ny sasany" [1.1] |
Explications en français |
7 intéressé, égoïste, méchant [1.3] |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |