|
|
|
|

Teny iditra1  vonjimaika
Singan-teny  2 vonjy, 3 maika
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny zavatra ampiasaina mandra-pahavitan' ny tena izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 done in a hurry; temporary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 fait à la hâte; provisoire [1.8]
8 provisoire [1.13]
Ohatra  9  Toe-javatra manokana ny fitànana am-ponja vonjimaika. [1.320#]
10  Ravolisiny anabaviny no nanjaka vonjimaika fony Navony mbola kely [2.508#102]
11  Samy afa-pon' io filazana vonjimaika sy tsy mamatotra io izahay telo mianaka [2.4#23]
Tsipelina hafa  12 vonjy maika
Tovy hevitra  13 vonjy tavan' andro

Fivaditsoratra  vonjimaika, 14 vonjy maika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02