|
|
|
|

Teny iditra1  vonjy maika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo vonjimaika [0]
Ohatra  4  Rehefa vonjy maika dia tsy natao haharitra [4.27#2011/01/21]
5  Nanao trano vonjy maika tamin-dravim-pontsy izahay [2.643#51]

Fivaditsoratra  6 vonjimaika, vonjy maika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12