|
|
|
|

Entrée1  volena (voly)
Partie du discours  2  verbe passif
Vocabulaire  3  Economie: agriculture
Explications en malgache  4  Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano) [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  10  levona, velona, volena

Mis à jour le 2023/01/20