|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vole
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 volena [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  vole
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 [fr. volley] Lalao fanatanjahan-tenamisy mpilalao enina an-daniny sy ankilany, ka ny ifaninanan' izy roa tonta dia ny fanipazana baolina tsy mitehi-tany eo ambonin' ny tady iray mivelatra [1.1]
Voambolana  7  Kilalao

Teny iditra (3/3)8  vole    
Sokajin-teny  9  endritenin' ny hoe voler

Fivaditsoratra  10 levo, 11 velo, vole

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19