|
|
|
|

Teny iditra1  voleo
Fototeny  2 voly
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana volena [Fitanisana]
Ohatra  4  voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka [1.1]
5  voleo mangahazo atsy avaratrano [1.1]

Fivaditsoratra  voleo, 6 voloe

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16