|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vohavoha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Landihazo efa voasaratsaraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 fluffed-out cotton or other fiber [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 masse de coton ou autre fibre cardée; coton hydrophile [1.8]
6 (sens général : qu'on a ouvert, aéré). Nom donné au coton déjà cardé [1.196]
Ohatra  7  Nisy vilia napetraky ny mpampianatra teo ambony varavaran-kely, nasiany rano sy vohavoha izay nametrahany tsaramaso valo. [2.332#52]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  vohavoha
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 Malemy, malambolambo raha tsapaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 Sens figuré : doux au toucher. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  22 vahovaho, vohavoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02