|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamohavoha |
| Fototeny | 2 vohavoha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manasaraisaraka, mameravera, mitsikera
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mamohavohà |
| Fototeny | 10 vohavoha |
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamohavoha [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mamohavohà, mamohavoha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|