|
|
|
|

Teny iditra1  voaroy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the mulberry and similar fruits [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 le mûrier; son fruit [1.8]
6 (de voa : fruit ; et roy : épines, plante épineuse). Nom générique des Ronces ou rubus (Rosaceae). Voir les mots de voarointsaka à voarointsilo. [1.196]
Ohatra  7  Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69#222]
8  Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [2.131#49]
Voambolana  9  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  10 hazondandy, voaroihazo
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: voaroy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14 roaivo, 15 voaory, voaroy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09