Entrée | 1 voankena |
Mots élémentaires | 2 voa, 3 hena |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 ny voan' ny omby, izay be mpifady [1.1] |
Explications en anglais |
6 beef kidneys [1.7] |
Explications en français |
7 rognon de boeuf [1.8] |
Exemples |
8 hoy izy mantsy ilay zanak'andriana teo Ambohidratrimo, nifarombaka tamin'ny voankena nentiny.
[2.298#]
9 Tsy manafintohina olona tonga am-pahadiovam-po hiray ala-helo amin' ny tena ve ny teny tahaka io, sy ny voankena ahosina aminy ka mandoto ny akanjony? [2.245#] |
Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 11 voankena, 12 vokenana |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |