Entrée | 1 voankazo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Organa amin' ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misy ny voa hamelona taranaka azy indray [1.1] |
Explications en anglais |
4 fruit [1.7] |
Explications en français |
5 fruit, graine [1.8] 6 (de voa : fruit ; et hazo : arbre). Nom générique des arbres fruitiers introduits et cultivés. Ils sont généralement multipliés dans des stations agricoles spécialisées, relevant du Ministère de l'Agriculture. [1.196] |
Exemples |
7 Vonona any mantsy izay ny mofo sy ny voankazo fitondran-drainy ho azy.
[2.470]
|
Tous les mots composés | 8 4 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 9 Botanique: (en général) |
Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
Article | 11 Randzavola: voankazo ao amin' ny Baiboly (=> hanina) |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |