|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  voamasina
Fototeny  2 hasina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4 consacré, sanctifié, bénit [1.3]
Ohatra  5  Dia voamasina ho mpisikidy na ho mpitahiry sampy iny olona iny, afa-kanoro ny olona ny mahasitrana sy mahavelona sy ny tsy hita, na ny fomba fangataka amin' ny ranakandriana. [2.296]

Teny iditra (2/3)6  voamasina
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 (de voa : fruit ; et masina : sacré).
9 Phyllarthron bojeranum DC. (Bignoniaceae).
10 Arbre à fruit comestible, souvent planté dans les anciennes résidences royales notamment à Ambohimanga.
11 Le fruit acidulé est riche en acide ascorbique ; il était recherché par les enfants.
12 Les feuilles recouvertes d'un enduit cireux, servaient paraît-il à transmettre des messages.
13 On peut écrire avec une simple pointe de bois et le tracé reste net même lorsqu'on frotte la feuille.
14 Encore appelé zahana [Merina] [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)17  voamasina
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 (de voa : fruit ; et masina : sacré).
20 Phyllarthron ilicifolium (Pers.) H.Perrier (Bignoniaceae).
21 Nom relevé par Chapelier, lettre du 2 prairial An 12 (22 mai 1804).
22 « Voué-massine » : fruits acides formant des gousses presque sphériques, monospermes et noires dans leur maturité.
23 La semence est entourée d'une pulpe brune, spongieuse, d'une acidité fort agréable ». [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26 amosavina, 27 misavoàna, misavoana, voamasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21