|
|
|
|

Teny iditra1  voamanda
Fototeny  2 manda
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Ohatra  4  Dia tonga tao Efraona, tanàna lehibe manapaka ny vavalàlana ho amin' ny tany, sy voamanda mafy; [2.996]
Haiendriteny 
5  Ny lasa :

Fivaditsoratra  6 mandaova, 7 mandavoa, voamanda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10