E, ny tanako voageja, e,ny ranjoko voagadra, E, ny molotro aza maina reraka miradarada.[Rabemolaly: Fary]
2
tsy amintsika izao fotsiny indray fa hatramin' ny taranaka amam-para: toa olom-boaozona, toa olom-boahidy sy voagadra mafy ao anatin' ny mandam-pahoriana tsy ahafahana.[Rakotonandrasana: Tantsaha]