Entrée ginadra (gadra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Voagadra, gadrana, asiana gadra (vy amatorana ny tongotra tsy hahafahana mandositra): Olona efa noginadra iny [1.1]
Explications en anglais Passive with infix. [1.2]
Explications en français Attaché [1.3]
Morphologie 
Présent : ginadra, ginadrako, ginadranao, ginadrany, ginadrantsika, ginadranay, ginadranareo, ginadran', ginadran-, ginadram-
Passé : noginadra, noginadrako, noginadranao, noginadrany, noginadrantsika, noginadranay, noginadranareo, noginadran', noginadran-, noginadram-
Futur : hoginadra, hoginadrako, hoginadranao, hoginadrany, hoginadrantsika, hoginadranay, hoginadranareo, hoginadran', hoginadran-, hoginadram-
Synonymes voagadra

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20