|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; vetivety
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy ela, haingana ihany: Hiverina vetivety aho ka aza miala eto foana ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 in an instant, in a little while [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 dans un instant, tout de suite; bientôt [1.8]
Ohatra  6  vetivety foana dia indro nisy olona niseho. [2.324]
7  Saingy niova vetivety teo ny fitiavany nony nandroso kely ka nahatazana zavatra hafa. [2.470#103]
Tovy hevitra  8 vetivetika
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 10 ; vetivety
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 [Antambahoaka] fieritreretana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28