Entrée vesatra
Partie du discours nom
Explications en malgache lanja: Ny vesatry ny adidy
¶ ny hadontoana, tsy fisononohana [Rajemisa 1985]
 herim-pisintonan'ny tany [SLP 1986]
Explications en anglais weight, heaviness [Hallanger 1973]
Explications en français poids [Abinal 1888 page 829|1.8|1.13.fr, Hallanger 1974 page 829|1.8|1.13.fr, SLP 1986 page 829|1.8|1.13.fr]
 pesanteur, gravité
¶ lourdeur d'esprit [Abinal 1888 page 829]
 lourdeur [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
vesatra
vesatro
vesatrao
vesany
vesatsika
vesatray
vesatrareo
vesatr'
vesa-
vesatry
-besatra
-besatro
-besatrao
-besany
-besatsika
-besatray
-besatrareo
-besatr'
-besa-
-besatry
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Hany ka ny farany, tsy nanamaivana iny, fa nampitombo ny mbola vesatra tsaroako tao am-poko. [Andraina: I Vola]
2Vesatra tsy maintsy lanjaina no fahitany azy, manakantsakana ny asa, manembantsembana ny famakafakana. [Wresinski: Mahantra]
Citations 

Mis à jour le 2021/07/23