Entrée vesarana (vesatra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarana entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesaranao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho
¶ Tototra: Vesaran' alahelo ny fony [Rajemisa 1985]
Morphologie 
vesarana
vesarako
vesaranao
vesarany
vesarantsika
vesaranay
vesaranareo
vesaran'
vesaran-
vesaram-
vesara-
novesarana
novesarako
novesaranao
novesarany
novesarantsika
novesaranay
novesaranareo
novesaran'
novesaran-
novesaram-
novesara-
hovesarana
hovesarako
hovesaranao
hovesarany
hovesarantsika
hovesaranay
hovesaranareo
hovesaran'
hovesaran-
hovesaram-
hovesara-
vesaro
Autres orthographes 
Exemples Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona , miondrika toa vesarana entana izany. [Andraina: Mitaraina, page 110]

Mis à jour le 2012/04/23