|
|
|
|

Teny iditra1  vavy antitra
Singan-teny  2 vavy, 3 antitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 jereo vaviantitra [0]
Ohatra  6  Mahita vavy antitra mitanjaka: nenina, henatra, fahavalo [1.381]
7  Mihahohaho olona ilay toerana, lahy sy vavy antitra sy tanora, hatramin' ny ankizy madinika [2.472#199]
Tsipelina hafa  8 vaviantitra

Fivaditsoratra  9 vaviantitra, vavy antitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11