|
|
|
|

Entrée1  vavahady (vava)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin' ny tanàna na sahan' olona iray 4  Vavan' ny hadivory nanodidina ny vohitra fahiny ka natao fidirana sy fivoahana tao. (Natao telo sosona na roa na iray monja ny vavahady, ka raha telo, ny mafy indrindra dia ny any ivelany, ary toerana roa no azo nanaovana ny vavahady, na eo andrefana kelin' ny zoro firarazana na eo amin' ny zorony atsimo andrefana tahaka ny misy ny varavaramben' ny trano). [1.1]
Explications en anglais  5  a gateway [1.7]
Explications en français  6  portail, porte-cochère. entrée d'une ville [1.8]
Exemples  7  Alohan' ny hiaingana hivoaka ny vavahady dia milahatra isan-tsokajy ny tily. [2.356#]
Mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot vavahady
Article  11  Randzavola: vavahady ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/08/11