Entrée vato mitsangana (vato, tsangana)
Partie du discours locution
Définition malgache vato fahatsiarovana; vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [Rajemisa 1985]
Synonymes vatolahy

Entrée Vatomitsangana (vato, tsangana)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie vato, tsangana

Mis à jour le 2013/06/01