Entrée vary misy ro ka haronina (vary, isy, ro, harona)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza olona manaonao foana, tsy mahalala fomba toy ny ankizy izay mangaron-tanana ny vary misy rony [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31