|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 varo-mandeha |
| Singan-teny | 2 varotra, 3 mandeha |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fivarotana entana mifindrafindra amin' ny toerana maro samihafa fa tsy amin' ny toerana anankiray raikitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 colportage
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|