Explications en malgache |
3 Mamindra toerana ny vatan-tena amin' ny famindrafindrana ny tongotra: Tsy mbola afaka mandeha ny marary. / Efa miana-mandeha ny zafikeliko [1.1]
4 Mizotra: Nandeha tamin' ny arabe izy fa tsy nihazo ny lalan-kely akory [1.1]
5 Miala, miainga: Tongava maraindraina fa amin' ny fito aho no handeha [1.1]
6 Mandalo: Nandeha tany antsena aho aninaraina [1.1]
7 Mihelina, miserana: Mandeha haingana ny andro rehefa ririnina [1.1]
8 Mihetsika ara-dalàna ny milina ao aminy: Mandeha ve iny famantaranandronao iny? [1.1]
9 Mandroso: Mandeha ve izao varotrao ? [1.1]
|