|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  varo-bazaha
Singan-teny  2 varotra, 3 vazaha
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 varotra tsy misy ady varotra fa efa raikitra hatrany tsy azo ovana ny vidin' entana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 vente à prix fixe [1.3]

Teny iditra (2/2)7  varobazaha
Singan-teny  8 varotra, 9 vazaha
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 (de varona et vazaha : étranger, introduit). Eugenia jambosa Crantz (Myrtaceae).
12 Arbre introduit pour ses fruits comestibles, parfumés.
13 Voir aussi jamborizano.
14 C'est le « Jam-rosa » des créoles, parce qu'il rappelle l'odeur du Géranium rosat. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  varo-bazaha, varobazaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21