Entrée varifitoventy (vary, fito, venty)
Partie du discours nom
Définition malgache Anaram-bola mitovy amin' ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin' ny voambary fito, ka ny sandany dia dimy santima amin' ny vola ankehitriny (0,05f) [Rajemisa 1985]
Définition française le poids de sept grains de riz; cinq centimes [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Exemples Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho
[Fox: Hainteny, numéro 398]
Citations 

Mis à jour le 2013/12/13