Entrée (1/2) | 1 venty |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 11 24 mots contenant venty |
Explications en malgache |
12 [1.1] Fototry ny isa Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza Fitarihana hira 13 [1.13] habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana |
Explications en anglais |
14 [1.7] substance; a unit |
Explications en français |
15 [1.8] substance 16 [1.13] unité |
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot venty |
Entrée (2/2) | 18 venty |
Partie du discours | 19 nom |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
24 [1.1] Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) |
Vocabulaire | 25 Economie: finances, gestion |
Proverbes | 26 Proverbes contenant le mot venty |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |