|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fito |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro
4 Ilazana zavatra betsaka: Hanim-pito loha. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 seven. [Jav. pitu.]
[1.2] 6 seven [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 sept
[1.3, 1.5, 1.8] |
| Isam-pirenena |
8 7
9 VII [3.1] |
| Ohatra |
10 Fianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 30 Matematika: rafitrisa |
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 38 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
33 Ny isa 34 Fifanampiana 35 Fampitomboana |
| Lahatsoratra | 36 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Fivaditsoratra | fito, 37 foty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|