|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hafitoana |
| Fototeny | 2 fito |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandritra ny fito andro: Naharitra hafitoana ilay orana tamin' ny tapa-bolana
5 Halavam-potoana fito andro: Rehefa afaka ny hafitoana hiverina izahay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 seven days.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 sept jours
[1.3] |
| Voambolana | 8 Fotoana |
| Kamban-teny rehetra | 9 oran-kafitoana |
| Fivaditsoratra | 10 fiatohana, 11 fitahoana, hafitoana, 12 tafahaino |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|