|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  varahina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karaza-metaly menamena azo anjahina ary azo taritina ho tariby
4 izay ampiasaina betsaka, indrindra amin'ny fampitana ny herim-baratra
5 amin'ny elektrisite. [1.1]
6 metaly mora fisahina sy folesina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 copper, brass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 cuivre, bronze [1.8]
9 cuivre [1.5, 1.13]
Isam-pirenena  10 Cu [3.1]
Ohatra  11  Niaraka aminy, nisy bala varahina iray boaty baoritra. [2.472]
Voambolana  12  Simia
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 15 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  14  Fisokajiana miherina
Lahatsoratra  15 Randzavola: varahina ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly)

Teny iditra (2/2)16  Varahina
Singan-teny  17 varahina
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  19  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  20 harivàna, varahina, Varahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21