|
|
|
|

Entrée1  vano
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Zoologie: oiseaux
Explications en malgache  4  Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe) [1.1]
Explications en anglais  5  a heron [1.7]
Explications en français  6  héron [1.3, 1.54, 1.8]
7  héron cendré (Ardea cinerea firasa) [4.22]
Synonymes  8  langoromavo, vanokagira
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot vano
Article  12  Randzavola: vano ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  13  vano, vona

Mis à jour le 2023/10/23